
ngôma anao - arif andrianjafy lyrics
niaraka isika roa , ary tena nifakatia an
zah tia anao , ianao koa ma nitia zah
niara niaritra ny mafy sady niaraka nitady
an maholy, fitiavako anao taminy ireny efa tsy voavony
taty afara ma anao nandé
zah à besalampy, anao antsirabé
efa tsy anjiko ny hia vianao ouuuh
ka miangavy zaho hajao ny fitiavako anao ouuuh
nandé ny taona nikisaka ny lera
zah ma aty de mbola manantena ny amintsika roa
mahatsiaro ,ngoma, te hahita indray lay tsiky tsikinao ouuuuuh
mbola hifankahita fôna antsika roa malalako ohhh
refrain 🙁 manina e zaho aty e aaan tiako ôhhh
ngôma anao zaho aty e aaan tiako ohhh) ×2 an an mahoul
raha mbola misy ny farany ( maouly)
tsy ho foana ny fanantenako (maholy)
koa mbola samy mbola velona mbola hifankahita fôna
zaho matoky sy mino, zaho ndraiky anao mbola hiaro
mbola hifankahita fôna antsika roa malalako ohhh
refrain 🙁 manina e zaho aty e aaan tiako ôhhh
ngôma anao zaho aty e aaan tiako ohhh) ×2 an an mahoul
Random Song Lyrics :
- my shot - spectreemcee lyrics
- backend trenchbabiez - trenchrunner poodie lyrics
- stop - maeva lyrics
- person with no name - juicy roadkill lyrics
- triller - anakin lyrics
- poppin (ksi remix) - jallow lyrics
- better me - koshi lyrics
- pal de barras vol.1 - alexf13 lyrics
- myself - bugbee lyrics
- chimère - nallas lyrics