lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

fuck it! - balz. lyrics

Loading...

manadihady ny zava marina fa tsy mpafantatra nofy
tsy midongy ho tompony akory satria tsika mpanofa
aleoko manoratra, style scka
nareo zany tsara kiraro de mazaka manosy
omeo matos dia micro fa, ho ampireveko ny mpiondana
oano ny composé f’aza jerena akory ny tongotry ny mpahandro
feno mpamosavy eto fa avadio ny kifafa…mandro elah fa maloto de ndana misasa am cash..

makobo ny aty anatiko tsy miteny gasy andriamanitra
miaro anah am ratsy reetra refa zah mande miasa
tsy mila basy
mandia tany tsy maintsy solafaka miloloa lanitra lena
somary daltonien de tsy nakobo oe faritra mena

truth is dead
miaina anatin’ny alan’ny lainga
tsy kendrick lamar elah fa kendrick lalaina
mamakivaky ny fiainana
andry andraina kosa mspoil
mi avale izy fafao ny tarehany so misy ranon’aina

b.a.l.z ny blaze mbola tsy niova
mbola miandry ny marina ety ambanin’ny tour
tsy amour ny devise kou fa ariary za tsy andevon’ny vola nefa
inona ny fafinaretana hinana am sotro volamena nefa…
ivelany iany jerenao ety amiko
nataonao ho mpanakiana ah de tezitra еnao ra kianiko
voaisan’ny ratsan tanana ny isan’ny olona tia ah
anah rery ny isan’ny olona tiko
f*ck it!

politique anla tsy asakana ah tsy ampiasa orange
novononrеo ny rap de niomana ny hi*venger zah
f*ck hoan’ny mpiady seza de v hoan’ny vendetta
real g
ny rhum fa tsy ny marriage no arrangée ka
f*ck it!

Random Song Lyrics :

Popular

Loading...