lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

nike - balz. lyrics

Loading...

“on paie des impôts, non ? donc on a droit à l’aide d’un [?] ”

tairo sucer*o tsisy nify, tsy diso aho raha vetaveta
ni*kiffe aho dia ni*kiffe fa mbola navelany irery
mitady an’ilay side chick relation libéré
sur mihitsy tsin, ny andefi*mandriny hono carré
mitovy ammin’ialahy ihany, mbola miandry fin du mois izaho
misorà eto dago fa teraka tany gaza
mijery lafy tsara ohatran’ny mampiditra akanjo
fianakaviana g mangina no manasa lamba
ny life lakalaka dia izaho fatrapanaja
tsy kobon’ialahy anaty nitsipa*doha laka*nitana
artista sangany aho na dia tsy mahay glita ary
raha tena tsy mino ialahy dia tairo asina feat ary
yeah
raffinée, mihaino mahatamana
manja fa niavonako satria mihaino rappa
hira mora takatra ohatran’ny vidina sigara
fafao anaty playlist aho rahah hira maka maro ny ao
oooh motherf*cking punchliner
vao mandalo izahay, maneno ny scanner
ny manodidina ahy : hustler, scammer
aty mahamenatra ny mikozikozy hoe rappeur

[refrain/outro]
raha azoko natao my n*gga reset
ankoatran’ny manao rap tsisy dia zavatra aiko
tsy hitan’ialahy anatina réseaux ohatran’i nek
mandeha tongotra aho tsy maintsy manao nike
raha azoko natao my n*gga reset
ankoatran’ny manao rap tsisy dia zavatra aiko
tsy hitan’ialahy anatina réseaux ohatran’i nek
mandeha tongotra aho tsy maintsy manao nike

Random Song Lyrics :

Popular

Loading...