lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

ranoray - balz. lyrics

Loading...

mitady ny marina otrn fanjaitra anaty mololo izy…very de zavatra hafa matoa mitady ronono..produit contrebande ve tony…otrn oe og kush anaty sac eastpack ty lesy ny pocheton ako fofony…vrai ny dope fa refa andavan’andro midaroka bona…ny vola tsisy f’otranlah iany … mitady bif mandava taona…ety am tavako ny vokatry ny taona…tsy zay ny diso ra ny drogue miparitaritaka eny fona…mila peace mila piso kely ny boto ety…tsy oe n’importe qui…fa otrn calibre anle sipa am popeti…kopy lety…ny tru baiseko façon hétéro…rima fraiche nefa za tsy sub zero…ty couplet ty omeko anlisany le mpanejika lera…mpanenjika vera na mpanenjika verte…refa pause…ny blazeny misy ghetto…nеfa tsisy mieno azy ny boto eny am ghetto…mizеst ho dokotera nefa veto…intro contrebande…projet top…cuvée noir sy gros bedo…ra zik de niche ki dezo…ty le prequel…son fandefa am xender….vavaky ny jiolamboto style vybz kartel

eto am mic otrn mivahiny ao am atomic…ny prod style rova…to may…tsy artistique otrn stromae…fa mkick mlay…refa tsindrinlah de maka sisiny zay…zah tsy hiady f’efa izy mlay..
mareo le tige mlay….anaty line ndao entiko any am wonderful word…conscient tsara na.. dizina zay…
fa refa mamo boto tsisy noraisina…

tsy nampoizinlah oe kickage ranoray b*tch

Random Song Lyrics :

Popular

Loading...