ziona - balz. lyrics
[couplet unique]
lazainy fa sarimbavy fa tsy tia foot no tsy tia jeux
izahay ilay miteny fona ohatran’i zoky t**toon sy teejay
rehefa tsy ampy ny effectif aleo mlomay en vitesse
ny prod kick it, tsy mati*kambo fa ny texte trop street
ny rima baomba ohatranny hoe sekoly taloha
ny hirako mampalahelo vakiana fa tsara henoina
aleo ireny andeha aloha
raha mihevitra ho be mpanaraka ny mozikako tsy fozafoza
fa mande lanja miakatra ohatran’ny life
sarotra ny miavotra eto
ohatran’ny milay fa tady hampiteny irery
ohatran’i naivo aho efa firy taona tsy nijery télé
misy manao concours de bouffe, misy kéré
misy ny miasa mandeha tongotra, misy ny mandeha santa fe
samy tafita fa hatraiza ialahy no posé ?
croissant sy café sa ilay mitifitra composé
samy mahita samy mitady dia aleo mandeha ny mandeha
fa ny rahampitso foana mitsara tsy mila solontena sy procureur
[refrain/outro]
tia hiverina fa efa alavitra loatra
vazo mavesatra ohatran’ny zioga
ny sanjila mbola miavona foana
ny fahamarinana toa mbola lavinao foana
fa ny lalana makany nefa ohatran’ny ziona
hey
tia hiverina fa efa alavitra loatra
vazo mavesatra ohatran’ny zioga
ny sanjila mbola miavona foana
ny fahamarinana toa mbola lavinao foana
fa ny lalana makany nefa …
Random Song Lyrics :
- santo - shelter lyrics
- cinta jangan kau pergi - anggie lyrics
- reunite - enisa lyrics
- a marc train home - telyscopes lyrics
- lähempänä - bigbless lyrics
- melodramatic - blessthefall lyrics
- sweet dreams - rabbit clan lyrics
- next year - the ghost of paul revere lyrics
- hossana - hibrido 7 lyrics
- bout it - old eng lyrics