
wait for me - christelle ratri (kristel) lyrics
andraso eo aho fa efa ho avy
andraso eo aho raha tsy mampaninona anao
andraso eo aho fa tsy maintsy igadona eo…
” dia ho re avy lavitra ilay feoko”
****hey********
amin’io toerana io isy ialofana
wait for me i have no excuse
za koa mbola mikandra
wait for me don’t boot…hey
i’m coming ( i’m coming)
i’m coming ( i’m coming)
? i have to tell you is important
izay mahandry no vadin’andriana…
i am geting cloooose
…tamy eo aho ref’avy eo ….
i’m coming ( i’m coming)
i’m coming ( i’m coming)
wait for me
izay maharitra vadin’andriana fa izay tsy maharitra vady fandriana a an…
manao metimety nge za fa tsy maintsy avy eo aho na oviana na oviana
f’zay tia mahandry za tsy tia mavandy za mbola miakanjo yeah eh…
tsy maintsy tonga a fa tsara kokoa nge ny tara hoy’aho noho ny tsy ho avy
mba mibikabika nge za fa tsy hoe tsy maika ny ho any aminao eee…
manao tsaratsara kely aho fa tsy hanao paozy fantanitany…tan…tan..tan*tan tany
tan…tan…tan..tan…i’m coming
tan…tan…tan..tan…i’m coming
hey…
Random Song Lyrics :
- just want to say hello - hustle souls lyrics
- will you still be here? - queen isabelle lyrics
- oasis - shurkn pap lyrics
- hollow - paerish lyrics
- m o y a - avi(pl) x louis villain lyrics
- ritmos dee diseño - fntxy lyrics
- le fantôme de marie-katherine - cédric vieno lyrics
- 4am magic - chris james lyrics
- ghaneema | غنيمة - perrie eg lyrics
- close yet far - demotional lyrics