
tiako ianao - felaniary lyrics
fa matoa aho mijery anao maharitra
dia misy teny izay mba tiako ambara
saingy sadaikatra aho sy miahotra
mba faniriako e, tena mba tiako
raha avy hatrany dia hainao zay tiako atao
na tsy miloaka akory aza ny vavako
indro omeko anao ny fitiavako
mba faniriako e, tena mba tiako
raha avy hatrany dia hainao zay tiako atao
na tsy miloaka akory aza ny vavako
indro omeko anao ny fitiavako
raha ny ahy anie efa ela no nitepo anao ny fo
efa ela aho no naniry ny iarahantsika roa
saingy tsy sahy nilaza sy matahotra aho satria
manahy aho sao ianao tsy tia
raha vao mahita anao tsy haiko intsony izay atao
fa tena babonao , resy sy lasa adala anao
te hidradradradra mafy ho ren’izao tontolo izao
hoe tiako ianao
iaraha mahalala, fantatrao tsara
fa matoa aho mijery anao maharitra
dia misy teny izay mba tiako ambara
saingy sadaikatra aho sy miahotra
mba faniriako e, tena mba tiako
raha avy hatrany dia hainao zay tiako atao
na tsy miloaka akory aza ny vavako
indro omeko anao ny fitiavako
raha ny ahy anie efa ela no nitepo anao ny fo
efa ela aho no naniry ny iarahantsika roa
saingy tsy sahy nilaza sy matahotra aho satria
manahy aho sao ianao tsy tia
anio tsy tana intsony tapa-kevitra aho hilaza
ka na tsy hiaino ahy aza ianao maika aho hivazavaza
te hidradradradra mafy ho ren’izao tontolo izao
hoe tiako ianao
Random Song Lyrics :
- naghahanap ng pansin - jeffrey gatchalian lyrics
- machmala - nord division lyrics
- let it go - red cafe lyrics
- don't know my name - kei leeza lyrics
- give him a ball (and a yard of grass) - sultans of ping f.c. lyrics
- is worry - hey, ily! lyrics
- let it go - suda14 lyrics
- 16 reasons why - kitafaz lyrics
- it's a secret for me - brady stolz lyrics
- cake - otile brown lyrics