
ramano be galona - feo gasy lyrics
Loading...
ny tanin*dramano ô
dia tany zana*tany é
ny tany tamin’izany
mbola feno zana*tany
nanainga i ramano ô
tsy afaka nandahy é
nirongo basy lava
nilanja barda a
ady no naleha tsy anaovana kinangy e
nitifitra na maty nefa olo zana*tany
naverina ramano ô
tsy maty nefa angano ô
ny vanja zay nipoaka
nanjanaka ny lohany
galonan’dramano ô
dia nisy tena izy é
fa nisy nampihomehy
nampihoraka ny ankizy
satria kapsily
sy fatina bilao
korintsana eny an*tratrany
grade be tsy zakany
nalevona omaly
ramano be galona
reo mpananihany
nanjary nitomany
ny tanin*dramano ô
dia tany zanatany
tany tamin’izany
mbola feno zana*tany
Random Song Lyrics :