
mampianara anay - hoby irina lyrics
mampianara anay hanisa ny andronay
fa mihelina haingana ihany izy
zavapoana ihany koa
ny voninahitra omeny
ka tsy misy izay maharitra
ny mitoetra eo amin’my fierenao
hianao izay avo indrindra
dia monina eo ambanin’ny aloky ny tsitoha
eo no misy izay maharitra
refrain:
fialofana fiarovana ho ahy
andriamanitro izay tena itokiako
niraiketan’ny fitiavako hianao tompo o
satria hianao no mpamonjiko
ho avy ny andro izay tsy maintsy handravana
ity tranolaiko ho lo ity
hovantaniko ilay voarafitrao tsitoha
eo no misy izay maharitra
refrain:
fialofana fiarovana ho ahy
andriamanitro izay tena itokiako
niraiketan’ny fitiavako hianao tompo o
satria hianao no mpamonjiko
refrain:
fialofana fiarovana ho ahy
andriamanitro izay tena itokiako
niraiketan’ny fitiavako hianao tompo o
satria hianao no mpamonjiko
Random Song Lyrics :
- indian summer - hoax lyrics
- henessy molotov cocktail - trash colony lyrics
- opp pack - balla bonds lyrics
- mia2ny - indica lyrics
- crystal clouds - phantom sage lyrics
- mec man bro - zwangere guy lyrics
- off the wagon - overscene lyrics
- wanna vibe - joshua j lyrics
- before 7am (demo) - coli lyrics
- by your sweet mind - oliver daldry lyrics