
miala tsiny - jalvic meyo lyrics
taminao zah love, mialatsiny ra niova fa ah ah ah!!!
teo anilanao zah nefa nahilikao
heverinao, fa kilalao ga ah ah io
fa izay nafafinao ianao ihany no hijinja azy
tsy hakitaraina fa samy mahazaka voa
ny ahy efa vita fa anjaranao izao aloha
no heverinao fa tsy hisy valiny ilay taloha
tsy izay tianao nge no mety fa izay tsy loha
tsy noterena ianao fa nandeha antsitrapo
miondrika enao zao mahatsiaro ireo taloha
miondrika enao fa mahatsiaro ireo taloha
zakao de aza mitaraina fa sitrapo
lasa ianao, zah nalahelo
nanjoy teny aho, nodinao tsy heno
ny lalanao rehetra no feno ah
i’m done with all the games you play
taminao zah love, mialatsiny ra niova fa ah ah ah!!!
teo anilanao zaho nefa nahilikao
heverinao, fa kilalao nga ah ah io
fa izay nafafinao ianao ihany no hijinja azy
ouh ouh ouh, ouh non non non ouh ouh ouh
izay nafafinao ianao ihany no hijija azy
love zah taloha, voa filafila foana
nilaza ianao hoe laony ah
zao ianao ndray no hoe ngoma ahy
toro ny foko, taloha fa efa niala
nandao ianao tsy nisalasala
nionona aho fa hoe anjara ho ahy
ay, nalahelo aho fa tsy hitako izay natao
nahatsiaro nangina irery aho nilaozanao
awh nilaozanao euh euh
awh lasa ianao, zah nalahelo
nanjoy tеny aho, nodinao tsy heno
ny lalanao rehetra no fеno ah
i’m done with all the games you play
taminao zah love, mialatsiny ra niova fa ah ah ah!!!
teo anilanao zaho nefa nahilikao
heverinao, fa kilalao nga ah ah io
fa izay nafafinao ianao ihany no hijinja azy
ouh ouh ouh, ouh non non non ouh ouh ouh
izay nafafinao ianao ihany no hijija azy
Random Song Lyrics :
- l'ho persa ancora - gli opera lyrics
- stuck up - unotheactivist lyrics
- #freesweg (1st verse) - lil province lyrics
- apple of my eye - karencici lyrics
- my soft lithuanian eyes - geno samuel lyrics
- shudder - havelocke lyrics
- nothing matters - jay park lyrics
- bad vibes - jay kim and brayan lyrics
- alright - keysha freshh lyrics
- firelight - naomi king lyrics