track 2- kid - kevss lyrics
refrain :
mama miasa adiny valo isanandro
izaho manofy ambony canapé dia mba te hifoha anatina maybach
loha tsy mifanaraka @izay zava*misy /
izay ataony zala rehetra tsy misy azoko
no money no p*ssy izany rehetra izany tsy atakaloko ny homie
ry tazy tsy te hitovy ohatranay izahay ko tsy te hitovy @ndry* tazy
couplet 1 :
izaho te andray volana dope
tsy te ampiasa loha andra*bofy
tadadiko tsara izaho nanome bojo natolotro t@foko , t@ tananao maloto
misy lehibe tsy misy dada , misy lehibe tsy misy mama misy lehibe tsy misy nanoro
misy manofy milamintsaina nefa ny filaminana ary tsy hitany akory
tsy mibika anatina drip taloha , tsy ni s*ce*ny b*tch*nao taloha
izay rap atao tsy a la mode , fa hoany poupousy izay manana goût
tsy miasa loha @izay resaka zub , miasa loha @izay resaka ject
god irery ihany ny ahy no atahorana / broski matahoatra ny tsy hisy follower ( ouais )
refr:
mama miasa adiny valo isanandro
izaho manofy ambony canapé dia mba te hifoha anatina maybach
loha tsy mifanaraka @izay zava*misy /
izay ataony zala rehetra tsy misy azoko
no money no p*ssy izany rehetra izany tsy atakaloko ny homie
ry tazy tsy te hitovy ohatranay izahay ko tsy te hitovy @ndry* tazy
couplet 2 :
Random Song Lyrics :
- like i'm famous - bigbabygucci lyrics
- al0ne! - blandee lyrics
- awita - micko ys lyrics
- zwyczaj - doli lyrics
- weezer as a verb - brokenpanorama lyrics
- the light was a lie - system syn lyrics
- девочка в окне напротив (gitwo) - sqwore & 17 seventeen lyrics
- pupu - la más draga lyrics
- in between - enzan lyrics
- wishing myself better - killsolomon lyrics