
veloma ry fahazazana - mahaleo lyrics
veloma veloma, ry fahazazana
veloma veloma, fa efa tsy tamana
veloma f’izaho, tsy afaka hitana
veloma veloma, ndeha ka faingana
avelao aho hamoifo mangina
eo akaikinao, akaikinao ry tiana
torimaso, sakafo sy lalao
no niarahako taminao
arahaba e, ry hatanorana
arahaba e, ry fahalalàna
arahaba e, ry hadalana
tsy ary voatanisa, sarotra isaina
nigoka, nifoka
ka nijanganjana
ny ota rehetra indro mitranga
kilalao hafa kely no natao
niova tantely isan’andro izao
veloma, ry fahazazana
veloma veloma, fa efa tsy tamana
veloma f’izaho, tsy afaka hitana
veloma veloma, ndeha ka faingana
nananontanona ary ny fahanterana
niandry any am*pasana ilay toerana
nitomany indray ny fahazazana
ny fahafatesana anefa tsy azo hialana
veloma, ry fahazazana
veloma veloma, fa efa tsy tamana
veloma f’izaho, tsy afaka hitana
veloma veloma, ndeha ka faingana
Random Song Lyrics :
- cocaine - kanga lyrics
- alzg posse - kdm shey lyrics
- o.e.p. (effort) - dnd lyrics
- hollow - poorstacy lyrics
- no hook - ynto kay lyrics
- mountain top - klangtherapeuten lyrics
- aquasun (acoustic) - basement lyrics
- jeopardy - titmouse lyrics
- bram max - till i die ft. ecko show & ganzo - bram max lyrics
- wants - mickey factz & nottz lyrics