
aza comparena - malm lyrics
mibosesika indray ry te ho hita
manao ny tsy fanao mintsy
mamita tanora eo , jereo
dia faly korana ry faly sy lita
hita fa miampita kosa ireo tontosa e anh!
miaveh miavosa , hilaharana io
hoa zaho ooh
tsy ankifidy io antitra tanora
fa andairany ireo
ref:
aza comparena
tsy mitovy zareo
ny atoko tsy ataonao
ny ataony tsy ataoko
ka azafady anie
raha tsy mahadiso zaho ôw
fa nakaiza fa tsy hita aiza hoa ilay kanto vaovao nareo ooh
mlm izao oh dj mijay
dia higeste indray fa hoe rapide
be tatasika fa andeha ho any ampita e , ooh!
dia adino atreo ireo nahavita
nomena lamosina mintsy tena voa fitra aza!
mijoroa fa aza kanosa anh!
hilaza ny marina e
vola sa hitaiza osa
mba mila valiny e
ref:
aza comparena
tsy mitovy zareo
ny atoko tsy ataonao
ny ataony tsy ataoko
ka azafady anie
raha tsy mahadiso zaho ôw
fa nakaiza fa tsy hita aiza hoa ilay kanto vaovao nareo ooh
miaveh miavosa annh!
hilaharana io hoa zaho ôw!
tsy ankifidy io antitra tanora
fa andairany io e
Random Song Lyrics :
- doubt me - clarkoh got that sauce! lyrics
- wrong (2020) - b.o.b lyrics
- myob - justina valentine lyrics
- alma acústica - platanos lyrics
- settembre - r4s uan lyrics
- i’m a murderer ft. trvpslade (prod. vinnie & yapuzi) - localfreek lyrics
- chili dog - brogodzilla lyrics
- asche - savvy lyrics
- butterflies - ryleigh shea lyrics
- meep city - jugghálózat lyrics