
trano bongo - mirado lyrics
trano bongo
trano bongo iray izay
any an-tany efitra
tokana sy mangina
raha tazanina
tsy mba misy zava-maito
na rano mikoriana manodidina azy
fa ni ao anatiny kosa
dia paradisa
tsisy fanaka mihaja
na koa en tan- tsarobidy
faran izay tena tsotra
fa meva tokoa
kanto sady fatatra
tsisy tsara noho izany eto an-tany
raha tianao fo fantatrao ny ao
fitiavanao
oh tsapao
tsiky foana no manjaka ao
fifandeferana no kilalao
fifaliana no sakafo
fitiavana no afo
manafanao ao
etsy ianao mba ho entiko any
fa ho hitanao toko
fa miaraka aoh izany ny ao
kanto sady fatatra
tsisy tsara noho izany eto an-tany
raha tianao fo fantatrao ny ao
fitiavanao
oh tsapao
tsiky foana no manjaka ao
fifandeferana no kilalao
fifaliana no sakafo
fitiavana no afo
manafanao ao
izy ilay trano bongo kely
fa misy tantely
izy ilay trano bongo kely
feno fitia
Random Song Lyrics :
- stay fly - zeamsone lyrics
- imitation of silence - swingin’ utters lyrics
- rendezvous - jhange lyrics
- la necesidad - camila moreno lyrics
- het is beter zo - andré hazes jr. lyrics
- turning into red - wolfchant lyrics
- high resolution - rook lyrics
- grail - szach mat lyrics
- all the way - david nail lyrics
- born at night - dimitri vangelis & wyman lyrics