
loco - nahyl lyrics
oh , aminao ‘zah loco
‘zah te hidôkô
aza ambela solo
yoh , nahyl naking
oh , aminao ‘zah loco
‘zah te hidôkô
aza ambela solo
hey beauty
tiako mahita anao mitsiky
babe mahafaly ooayy
habibi !
manana anao ‘zah ravo
kô tsy ankilanao ‘zah very
vao mahita anao dia mahery
oh , aminao ‘zah loco
‘zah te hidôkô
aza ambela solo
‘zah tsy mahafoy
f’anao fanafody
tiako ‘ndesiko mody
aminay anyyy
yuh my habibi , habibi
tiako anao youu my jolie ooayy
yuh my habibi , habibi
tiako anao youu my jolie
ho ahyy ihaaa
oh , aminao ‘zah loco
‘zah te hidôkô
aza ambela solo
oh , aminao ‘zah loco
‘zah te hidôkô
aza ambela solo
yoh babe hey
your body hey
ny mombanao iray manontolo gyal
you so very good , you so beautiful gyal
kô tsy mahita anao
‘zah mal à l’aise
‘zah malaindaina
ny safonao dia m*n*la izay manaintaina
you and i
alaiko fy ny ankilanao kara m’fly
ny tsara mihoatra anao ambadika any aloha no tsy haiko
ny any alohan no tsy haiko
you and i
alaiko fy ny ankilanao kara m’fly
ny tsara mihoatra anao ambadika any aloha no tsy haiko
ny any alohan no tsy haiko
yuh my habibi , habibi
tiako anao youu my jolie ooayy
yuh my habibi , habibi
tiako anao youu my jolie
ho ahyy ihaaa
oh , aminao ‘zah loco
‘zah te hidôkô
aza ambela solo
oh , aminao ‘zah loco
‘zah te hidôkô
aza ambela solo
Random Song Lyrics :
- pause - altana und pray lyrics
- steebee weebee - hermit in hiding lyrics
- rip - slim thug lyrics
- dżin - lao che lyrics
- cause you believe - mack z lyrics
- mission - deygo thrash lyrics
- take a risk - jayy'king lyrics
- nadas - feridun düzağaç lyrics
- chciałeś tego - sulin lyrics
- quiéreme otra vez - beth rodergas lyrics