aaaia(aza atao an'io aho) - nony mouv lyrics
[intro]
nony mouv,nony mouv
[chorus]
rebecca
rebecca
miangavy aza atao an’io aho
[verse 1]
ianao namitak’ahy(yeah)
dia ‘zaho navelanao hias’irery
nefa moa tsy manahy fa hozakaiko ny ahy na dia mafy ireny
ianao nampanantena ahy hoe
mbola hiara*hihira isika
ketreho aloha ny anahy hozy ianao
dia noketrehako avy eo ianao tsy hita ry
[chorus]
rebecca
rebecca
miangavy aza atao an’io aho
ry rebecca
rebecca
miangavy aza atao an’io aho
[verse 2]
dia tena sahinao ve ny namitak’anahy?
niasa mafy ho anao aho nefa dia nodakainao
miala tsiny aho raha hiteny hoe ianao ratsy fanahy
satria nanindrona ny foko ny zavatra nataonao
nomeko anao ilay fikarohako
dia mba miangavy aho mb’asio vidiny ilay hatsembohako
aza avelanao hirarak’amin’ny tany fotsiny iny
fa mba raiso iky
raiso na dia tsisy fotony
mba miangavy indri aza atao an’io aho ry antsa
miady irery aho ity
ka mitady anao ilay nandositr’asa
fantatrao f’raha adabokao ilay rap malagasy tena tsy ho tafa
di’hozy ianao hoe kamo aho
eo ianao fa lasa aho
di’ataovy irery eo ny anao fa mankaleo anahy ka izao hiala aho
di’aza mifanelingelina satria ‘zaho tsy hanao an’izay rehetra tеneninao
[pre*chorus]
raha izay no tianao dia hotanterahiko iky
ny momba ahy hadinoy fa tsy manahy ry
[outro]
(yeah)arahabaina aloha fa hazanao ny diplaoma е!
tratranao ny tanjonao,hmm
ataoko fa feno hafaliana izay fiainanao any
ny ahy kosa aty mbola manao an’ity asa tsy voroka ity ihany
tsisy miraharaha nefa tsy manahy e!
izay fa veloma ianao
rebecca
Random Song Lyrics :
- xut my brain - scarlxrd lyrics
- lil mama - fenum (usa) lyrics
- porsche ¡! - waze rrx lyrics
- love scenes - charly mcclain lyrics
- nightseeker - the bunny the bear lyrics
- otro paladar - carlos trvp, huan62 & little homie lyrics
- krake - mountain crew lyrics
- eternal flame - tila tequila lyrics
- focus on me - slowed - chase shakur lyrics
- krásná dívka - petr novák & george & beatovens lyrics