
inha - nony mouv lyrics
[intro]
nariany ny azy ny tsiky e!
na nilay(na nilay)
zareo tsisy mitsiky e!
na ny iray(na ny iray)
[chorus]
dia izay no hita anio
izay no hita anio
izay no hita anio
izay no hita anio
[verse 1]
hita aby hoe tsisy faly na ny iray
fa dia malok’endrika e!(endrika e!endrika e!)
f’inona indray ary(f’inona indray ary?)
ny antony naharendrika e!
ady ve?(ady ve?)
d’ianao tsy naharesy ny adve(adve)
sa tsy resak’ady fa difficile(difficile)
ny fiainana mianjady dia kivy ise(kivy ise)
[chorus]
dia izay no hita anio
izay no hita anio
izay no hita anio
izay no hita anio
[post chorus]
izay no hita anio
izay no hita anio
ondrika lava
izay no hita anio
izay no hita anio
ondrika lava
[chorus]
dia izay no hita anio
izay no hita anio
izay no hita anio
izay no hita anio
Random Song Lyrics :
- hamu és gyász - dalriada lyrics
- trudge, trudge, trudge - backyardigans lyrics
- vigre putt - pamma dummewal lyrics
- 原点怪奇 - 黒木渚 lyrics
- slow down - sunnyside up lyrics
- son kez - yekta lyrics
- seriously, what's the rush? - heifervescent lyrics
- real valor - affortiore lyrics
- bulamazsın - selami şahin lyrics
- hate me (feat. jerald) - mastamic lyrics