lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

marary an-doha - nony mouv lyrics

Loading...

[chorus]
maharary ahy ny an*dohako
maharary
dia eo am*pandriana no mampitony azy

[verse]
malemilemy
manjavona fijery aho izany
lasa ny tsiky fa maharary
manangam*panina ny maso
izay sakaf’ho hanina matsatso
mahakivy ahy
mila mpitsabo fa maharary
sorena lava aho
fa matory lava
mba te hiala teto nefa

[chorus]
maharary ahy ny an*dohako
maharary
dia eo am*pandriana no mampitony
maharary ahy ny an*dohako
maharary
dia eo am*pandriana no mampitony azy

Random Song Lyrics :

Popular

Loading...