lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

miandry vokatra - nony mouv lyrics

Loading...

[navahy & nony mouv]

allô!

tsy fantatrao angaha aho?

tompo ô!ia io ia?

allô!

iza ho aho io?

(she looks at her phone)

andriakaky ô!kay moa nony

(laughing)

vaovao?

a..a..a.tsa misy fa any aminao

allô!

tsa misy fa any,tsa misy aty fa any,inona vaovao any?
mangingina

dia akory?

dia izao

nanao akory ilay hira?

ilay hira…(ughrr!)(haha!)vao ketrehana,hatram’izao

uhh!uh!dia rahoviana vita?

fa ahoana?

a…a…a.manontany fotsiny

uh!rehefa,rehefa tonga any ambositra indray

uh!ok

taia lity no nahazahoan’ialaha an’io numéro io?

tsa haiko.tsatotsatoka fotsiny

matotra,matotra moa fa lelika e!
tsatotsatoka fotsiny

kay,tsara fitsatohana izany

hum!

Random Song Lyrics :

Popular

Loading...