lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

midororororo - nony mouv lyrics

Loading...

[intro]
ialana tsiny raha izao indray vao mipoitra
tsy hoe lany inspi fa tena no mo*ka
hamoaka an’ity ho anao izay tsy mitotaly
farany aho kamo dia tsy hita izay vokany
vizaka daholo ve f’hotra nangingina
tapina ny daomy dia naririna
malazo ny vazony na dia malaza manjavona ihany ny hafaliana
izany no izy rehefa matikambo
amin’ny hira iraika izay mba tavikambo
amin’ny farany nefa rendrika ny sambo
dia miova hafa indray avy eo ny lambo
mba hiakatra hanakatra ny avo
dia avy eo mahazo teheka mitafotafo be
tandremo ny mahadomelina fa tsy mahavelona anao ny mifoka afo*be

[verse]
tena mafana ilay andro
nefa ‘zaho toa mangatsiaka
henjana rehefa maharary izao ny iafarany ataonao hoe mivika
vao mijery ahy ianao dia jereko ô!
mihinan*kanina aho f’ianao tsy omeko ô!
azafady
f’ianao kosa tsy anaty lisitra miala teto ô!
tsy mahatanty sangy mimondromondro ratsy
izany tatazo kely aloha ny fantsy
aza mitomany dia andiana mody any koa tena viavy lava vangy
dia lasa tokoa ‘nao
miverena akie fa mifona aho
ity hadalako,variana mandrevy nefa ‘zaho io kay tokony hanary fako dia mbola laozako
[chorus:nt aray & nony mouv]
midororororo,midororororo
midororororo,midororororo(eto aho no)
midororororo,midororororo
midororororo,midororororo(eto aho no)
midororororo,midororororo
midororororo,midororororo(eto aho no)
midororororo,midororororo
midororororo,midororororo

[post*chorus]
midororo,midororo
midororo,midororo
midororo,midororo
midororo,midororo

midorororororororo

Random Song Lyrics :

Popular

Loading...