tari-dresaka - nony mouv lyrics
[nony & mouv]
ugrhh!!andriamanitra ô!fa maninona ary aho izany le?
mbola mitana ve ny fahasalamana?haha!huh!
uh!hmm!mm!ao izay ramouv a!miesora ato amiko amizay ianao fa efa te hiaina am*pilaminana aho io
ao fa kely sisa e!mbola hoentiko hanafika sy handravarava an*drafahantrana sy ny ekipany ary ianao izao androany hariva.hahahaha!
ataovy matotra koa le!
yeh,mbola hiara*hiasa amin’ny tanora maromaro.haha!
mba marina amin’ny mama ramouv!
aho any tsa robot ka hanao hazakazaka lavitr’ezaka lava izao
mba vizaka any aho
aza kamo lahy sy kanosa eo ialaha fa raiso ny antsy lava lela dia apetaho ny saro*tava dia andao handeha isika
shhh!mandreraka
kobon’laha ve ireo?
yeh,hitako io
ireo no manankana antsika tsy hahomby
jereo le stivane,mivanivany fahatany ilay tsy manjary ireo
dia ahoana inona ny paika?
‘zalahy any sady avo no ranjanana no bokona
aleo hangingina ary aloha dia izay kely indrindra no vitaina ny aminy e!
eny ary koa
Random Song Lyrics :
- be u - modlee lyrics
- наздраве (nazdrave) - gabriella (bul) lyrics
- soulmates - высшая лига (vyshaya liga) lyrics
- heyr himna smiður - helisir lyrics
- waf - wacka gop lyrics
- sos - djaany lyrics
- nothing - proof lyrics
- palę most - 9ssey lyrics
- are you listening - monti korbelle lyrics
- you are dead - brexx lyrics