
kalangita - ricky lyrics
Loading...
efa te-hody izaho amaray e (2)
f’izaho tsy tafandry raha tsy eo ianao (2)
niandry ropilany ho tonga izaho e
hitondra taratasy any aminao e
nefa dia hatram’zao tsy mbola tonga foana e
sasa-miandry aho ny lohako efa mihasola
kalangita
omeko anao anie ny lanitra
kalangita
raha toa enao mbola mitandrina ho’a e
kalangita
hamoronako hira vaovao foana e
ivavaho tsara anie ny aty e (2)
f’izaho tsy tafandry raha tsy eo enao (2)
andefaso lambahoany izaho e
asio vanliha any anatiny any
dia mba omeo teny masina ho’a zany
avy any avy any am-ponao any
kalangitako zany
kalangita
omeko anao anie ’zay masaka
kalangita
raha toa ianao mbola mitandrina ho’a e
kalangita
hamoronako hira vaovao foana e
Random Song Lyrics :