
aleo - rija ramanantoanina lyrics
aleo hiato
satria tsy fitia
tsy natao ho ahy
tsy natao ho antsika
izaho tena tia
ianao koa minia
milaza fa hoe
mbola tia, tena tia
nefa tsy afaka intsony satria
efa voafehy ny saina
na izaho na ianao de mitovy
fa isika no mbola mihevitra fa :
mbola afaka hitia, ankalalahana
tsy mahatsiaro fa hoe ‘fa voafatotra
tsy afaka hitia, ankalalahana
fa fitia diso aoriana
mety ho tena marina
aleo hiato
satria tsy fitia
tsy natao ho ahy
tsy natao ho antsika
izaho mbola tia
ianao koa minia
milaza fa hoe tena tie, tena tia
nefa tsy azo fefena ny fo
ho tia na koa ankahala
tsy hay fefena izay tia
tsy hay hanarina koa mba ho hendry
ka tsy hihevitra fa :
mbola afaka hitia ankalalahana
tsy mahatsiaro fa hoe ’fa voafatotra
tsy afaka hitia, ankalalahana
fa fitia diso aoriana, mety ho tena marina
Random Song Lyrics :
- osaka freestyle - killcore lyrics
- changes (live at the troubadour) - the happy fits lyrics
- el rey sin rostro - bby demon lyrics
- strahlende zukunft - rheingold lyrics
- talk to me - spring remix - dave sereny lyrics
- abus - gransta msv lyrics
- stereo love (nightcore) - tiktok remix - nightcoremuzzic lyrics
- el grunge - femi lyrics
- paper doll - demi lovato lyrics
- ride with me - omarion lyrics