
fafao ny ranomaso - rija ramanantoanina lyrics
fafao ny maso, (2)
fa hilefa tsy ho terena
izao hankaso,(2)
dia io lanitra io fihino
bitsiho hamiratra
fa hafana taratra
feno ditsoky ny maso
izay miseho mba tsy aninona ny fo
avy eo dia mitsikia
resao ilay fonao tia
fa hiova taratra io
ho manga lanitra
vehivavy: ka izay ritsoky ny jaly
soraty ho vazo
ho sary kalo
fa ny hihira hifamaly
ny fo sy ny maso (2)
dia hikiaka ny ao anaty
hamaky lanitra
ilay farim-parina
ho voafafa ny andro lasa
ho toy tsy niseho
izay angany ho tsy ho reha
ny vavakao ampio
iankino jesoa tia
fa fantany ny jaly fony izy tety
miaraka: ka izay ritsoky ny jaly
soraty ho vazo
ho sary kalo
fa hihira hifamaly
ny fo sy ny maso (2)
dia hikiaka ny ao anaty amaky
lanitra ilay farim-parina
ho voafafa ny andro lasa
ho toy ny tsy hiseho
zary angano tsy ho reha
ny vavakao ampio
iankino jesoa tia
fa fantany ny jaly
fony izy tety
Random Song Lyrics :
- i''ll bury you - sullee j lyrics
- crash at her place (spot in brooklyn) - charles hamilton lyrics
- лютый - drill abigail lyrics
- today - muph & plutonic lyrics
- petit pompier - magic system lyrics
- heart broke - j knockz lyrics
- on s'en fout - jérôme couture lyrics
- nigga for hire - hard knocks lyrics
- people like us - shiraz lane lyrics
- the american dream - guilty simpson lyrics