miredareda - rija rasolondraibe lyrics
raha hisehoan’i jesosy ianao
misy afo mandoro ao anatinao ao
raha mila herin’aina amin’ny andronao sisa
ho ataony batisa (2)
fa ny fanahy efa ela no niandry anao e!
mba ho azony ampiasainy (2)
mijoro ao amin’ny rany, efa ao jesosy izao
mila herin’aina (3)
hatramin’izay ho’a ny foko e!
mirehitra miova loko e!
miredareda, dia miredareda
feno hery hilaza an’izany e!
hatrany amin’ny faran’ny tany e!
miredareda, dia miredareda
mirehitra, miredareda
mirehitra, miredareda
jesosy no nanao batisa ahy e!
mirehitra, miredareda
mirehitra, miredareda
amin’ny afo sy ny fanahy e!
raha hisehoan’i jesosy ianao
izy no maripana hitsapa ny aminao
azy ny fanjakana e, tonga ny fahagaganao
mafanafana (2)
mirehitra daholo izay rehetra lalovanao
forao ao anatin’ny afo ny afon’ny fonao
tsisy fisalasalana
mijoroa dia mandehana
homeny fahefana (3)
hatramin’izay ho’a ny foko e!
amin’ny afo e!….. amin’ny fanahy (2)
ho ataony batisa (2)
miredareda (3)
Random Song Lyrics :
- greed - salem burning lyrics
- eternal gloom - as the sky melts lyrics
- to live is to fly - paul kelly lyrics
- you're not the one - poppy lyrics
- barfuss bis ans ende der welt - fernando express lyrics
- gan barsi - noti limun lyrics
- let's go extinct - futo lyrics
- squad up - super famous fun time guys lyrics
- yo mamale - friz (yt) lyrics
- zijde a: rust en vrede - johnny loves me lyrics