
very jery - rim-ka lyrics
Loading...
tsy ankilanao baby zaho mivaha
tsy avoniko fa zaho mankatia
anao malaza tsy mora azo
te hanaraka anao zah nefa tsy mahasahy ah
[chorus : x2]
aminao io zaho manangy, aaah aye
ankoatra anao fa tsisy
ankoatra anao tsy mila koa zaho
anao viavy
mahavery jery (very jery eh)
mahavery jery (very jery eh)
mombamomba anao
fitiavako anao io manakahôla zaho
iaretako foana na dia anao mamay
mamay, mamay
anao raika foana ampelatanako
(shakeee !)
mifampitantana era*ndalambe
amin’ilay tia tsika roa fa tsy voatery le tianjareh
anao mahay, zaho mahalala
fa na impiry (zaho tsy hiala)
[chorus x2]
Random Song Lyrics :
- cycles - miguel pliego lyrics
- rok - gv83 lyrics
- body bag [og] - machine gun kelly lyrics
- shiny - purple chest music lyrics
- intro - he got game - wase lyrics
- bad decisions (with bts & snoop dogg) - benny blanco, bts, snoop dogg lyrics
- gumbo - padre tóxico lyrics
- potus - neffex lyrics
- dusk till dawn (live) - ladyhawke lyrics
- kryp inn i hjørnet ditt - jay pena lyrics