lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

therapy - stoika thug, artemus, prime lyrics

Loading...

couplet :
fikasana tsy fikasana ao an*dohako mibosesika
ny vesatra ao an*damosiko toa hila hampitolefika
difitry ny olana aho nefa tsy mahay an*kiletika
sempotra aho
rempotra miketrika
hany ka tsy afa*mihetsika
te hiaina ohatrin’ny gentroka
ka mirotoroto matetika
mihazo ny tany kanana mamakivaky ny efitra
oay izany hetaheta
tiako raha mba azo avadika vola ilay talenta
onjohonjoko samy irery no mifanandrina amin’ny rehetrarehetra
miditra ny varavaran’ny fahombiazana aho manao amboletra
manao na tsy misy mikozy hoe alefa lesy a !
mitady fandresena fa efa impiry resy aho
tsy izay manao ny marina no tafa eto fa izay fetsy
dia mamadika an’ialahy ry tazy amin’ ny resaka iray hetsy
na apis manja
mba k** ny miaina eto lasa tsy misy lanja
apetako ny kit mba ahazakana an’izany mila dizin*dava

refrain:
ny tany sompatra izay miorina dia rava
toa mahatrotraka maha kivikivy lava
miandry ny lanitra hisokatra aho miandrandra
ny fiainana eto tsy mitsahatrin’ny miain*danja
soa fa misy zikamo dia anizid aho
eny amin’ny lanitra manidintsidina aho
(beat switch)

couplet:
melodika mamelovеlo
ny foko fenofeno
dia lasa manoratra ohatran’i beaudеlaire aho na rabearivelo
tsy haiko ‘tsony ty na raki*kira na diary mirakitra alahelo
mahakiriana ny lasa mieloelo toy ny avelo
manampy trotraka ny hasosorana
malomaloka toa ho avy izany orana
misy fahatsiarovana tsy mety levona na dia efa nodorana aza
dia miezaky ny tsy mitanondrika aho fa amin’ny lanitra no miandrandra
mifantoka amin’ny kandra
mikatroka ora 24 mikaroka mazava
mihasarotra ny fiainana hila hampanary lamba
mena, mavo, mangamanga no misarika ny maso sy mahajamba
maro no voasarika amin’ny ratsy tsy mahagaga
ny miaina eto hoy aho tsy misy lanja
apetako ny kit mba ahazakana an’izany mila dizin*dava

Random Song Lyrics :

Popular

Loading...