noche interlude - toulyo r. lyrics
za anie tsy mila anao
ekeko na reveko aza ny anilanao
za anie tsy mila anao
ekeko na reveko aza ny anilanao
za anie tsy mila anao
za anie tsy mila anao
antsika ny tontolo rehefa arehatrao ny kush iny ye
mandimandina ny tte*ch* ye
manimanina ny tanany manafosafo anah rehefa hariva tsika confiné ye
tsisy intsony ny halaelo fa antsika roa ny muendo
ka aleo andeha ny feeling
efa mandeha ny mandeha
akist efa onde onde
rehefa tsika roa ny anaty lambahoany
mi*lantolanto hatramin’ny fihetsikao
dia fihininao ny vatako
mitsirika ny anatinao za akaiky ny fonao
rehefa tsika roa ny anaty lambahoany
mi*lantolanto hatramin’ny fihetsikao
dia fihininao ny vatako
mitsirika ny anatinao za akaiky ny fonao
feo anao mi*antso antso anahy amin’ny noche no mahatonga anahy izao hi*antsa ho anao
tiako, tiako ny eo anilanao
nefa rehefa divaharaina ianao dia efa tsy anahy
ny vatanao no ilaiko, ny fonao koa iriko ho anahy
nefa anazy ianao izao shawty
ka alеo ho azy ny fitia, fa omeo anahy ny feeling
omeo anahy ny feeling
safosafo, tambitamby tsisy farany
eo anilanao revеko an*tsoiko hoe paradise
raisiko ny tanany
ny antsika roa ohatra ny hoe tsy hisy farany
reveko ianao rehefa anizid iny bae ye
(rehefa diziny kush ye)
‘ndesinao amin’ny lanitra fahafito za on fire
feo anao mi*antso antso anahy amin’ny noche no mahatonga anahy izao hi*antsa ho anao
tiako, tiako ny eo anilanao
nefa rehefa divaharaina ianao dia efa tsy anahy
ny vatanao no ilaiko, ny fonao koa iriko ho anahy
nefa anazy ianao izao shawty
ka aleo ho azy ny fitia, fa omeo anahy ny feeling
omeo anahy ny feeling
za anie tsy mila anao
ekeko na reveko aza ny anilanao
za anie tsy mila anao
ekeko na reveko aza ny anilanao
za anie tsy mila anao
za anie tsy mila anao
raha tsy amin’ny noche
raha tsy amin’ny noche
raha tsy amin’ny noche
raha tsy amin’ny noche
Random Song Lyrics :
- mas porque e que eu tento ? nada fica igual - baby sura lyrics
- molly digital - rojuu, clutchill & carzé lyrics
- strýko separ - separ lyrics
- once again back (tune in) - dexter lyrics
- nie wieder - lil loixx lyrics
- lauf - ezco lyrics
- one minute - yog$ lyrics
- wrong again - hot nuns lyrics
- set me free - juice wrld lyrics
- back in the day - smålands hjärta lyrics