ditra sa anjara - venhom lyrics
[couplet 1]
@fatanorana matetika mitety folie
sahiko miampanga fa efa impiry zah zay nangany kö tsy nisy an’i mama ni*pray for me
fitiavana tena izy aiko fa avy @ilay nanomia aina anah
dia zao avy @andrankandrana andalo an*jany koa ‘lay silam*panah
nefa izy nanakana
fa monko*doha dila tara loatra
am*jany fotoagna anao voa mahatsapa fa tegna mora ‘lay manamboatra
velon*tegna nefa tsisy
tany ty koa mie*crise
fitiavana fahafinaretana zao hitarika amin’nah raha tsy tokony nisy
rafozagna aby mbola tsy hay
tsy nahay nifehy tegna ny malailay
diso tamagna loatra @’lay miara*lay
zao olo tsy vonona tsy maintsy andeha hijinja ny vokany
fitsarany manondidina hanaparitaka oe: “zanak’olo bevohokany”
mitelin*drora mandinika zahay roa nifampi*zaha
samby tia hagnerina fotoagna akeo voa tsapa oe zovy ny tegna nankatia
ho*lehilahy mpitsoaka adidy an*tegna sa hidôko kara gadra
dia izy olo tsy mahatondra tegna fa voatery hitondra zaza
nefa…
[refrain]
tia hamoaka feo
dia lasa hafa ndreka nefa zava*niseho
anao mba nanantena hifampizara hafanagna ah
fa diso maika loatra kè nanjary adalagna ah
(ianareo roa ouh)
tia hamoaka feo
dia lasa zavatra hafa ndreka zava*niseho (dia lasa zavatra hafa ndreka zava*niseho)
anao mba nanantena hifampizara hafanana ah
fa diso maika loatra kè nanjary adalagna ah
nanjary adalana
(ny anareo roa ouh, ny anareo)
kè nanjary adalana
(ny anareo roa ouh, ny anareo)
[couplet 2]
hanöva routine, hamelon’olo
izy tanora hanome ronono
ketrika jiaby hadaboka
hoan’lay zaza fò*ny hidoboka hono
iöva life
fa sady fahasoavana avy @andriamanitra
hanandratra anazy ho*wife
tsy ierika koza @ karazana andriambavilanitra
zay vola hita efa tsy lanina @ revy koza
collègue hisataka, ka normal be ny raha iova
fiantraikany hoanah hibaby olo hofahanana @dignitra
fiantraikany hoanazy mety mandritra ny fiainany jiaby izy ho vignitra
satria plan*ny jiaby nisimbatiko
dia zany mety tsy hotantiko
maro suicide tsy azoko
fa zao mety ihinany fatiko
efa nampitandremana lava fepero ny atao mba tsy hisiany nenina
voa*manomboka ny asa*loha nefa tady tsy hodigny efa tiako taperina
tiako tsongoina tiako kakerina
tegnako soa dia taraiky anaty nofy ratsy
niova dimensions matrice
tsy mety alt*f4 tsy misy échap
resaka ray secondra nahatonga ny raha jiaby zany, secondra naha*tara
dia tsy aiko oe tantara ty
lasa resaka ditra sa resaka anjara
[refrain]
tia hamoaka feo
dia lasa hafa ndreka nefa zava*niseho
anao mba nanantena hifampizara hafanagna ah
fa diso maika loatra kè nanjary adalagna ah
(ianareo roa ouh)
tia hamoaka feo
dia lasa zavatra hafa ndreka zava*niseho (dia lasa zavatra hafa ndreka zava*niseho)
anao mba nanantena hifampizara hafanana ah
fa diso maika loatra kè nanjary adalagna ah
nanjary adalana
(ny anareo roa ouh, ny anareo)
kè nanjary adalana
(ny anareo roa ouh, ny anareo)
Random Song Lyrics :
- in the club - 2012 new evolution in japan ver. - 2ne1 lyrics
- damage control (demo) - no force lyrics
- finish line - dr slay lyrics
- e tudo esta escuro novamente - descanse em pussy lyrics
- my life - justpierre lyrics
- zeus - scientist bitch lyrics
- come or go - aehnt lyrics
- ヤワじゃない (yawajanai) - kvi baba lyrics
- the new generation - del sol lyrics
- another night - lulleaux lyrics