trinité - venhom lyrics
[couplet 1]
yah
mbola venhom rappeur à fonds anatina sample
mizara fahamarinana @studio kara anaty temple
mitrandraka ariagna’na rima leitry anatina socle
na tsy real rap ty aminao fa tsy afangaro amin’ireo fopla
saina diso mitilina ambony fa texte terre à terre
fanahy mampiainga inspi mampandeha jiaby “mine firmware”
focus @fotoagna brada sao variagna @werawera, @balawasy
misy tôjo olo tsy mahazaka fantsy dia voa bahana basy
tsy dia misy fotoagna hoan’olo mifosa anah
taranaka ampanjaka, kintana ny volana août be volondöha antsöva zah mufasa
mahay basesa, batrelaky, salegy, kininike
vinantonao baba tsy nihitako tsapako tsapany tirike
sarotra @nah mandoto n*gga zah koa sale
lasa hifambalavala aketo iafarana
aleoko mitsinjo dia mampitombo traikefany ambony sy ambany, ny avia sy havanana
sady zah koa naventy t’anaty trinité
god
[refrain]
(oh god oh god oh god)
ninao io dia aza avela
ninao io dia aza avela
ny an’ olo aza irihina
(oh god oh god oh god)
efa ninao io dia aza avela
efa ninao io dia aza avela
ny an’ olo aza irihina
[couplet 2]
misy raha banga satria tsika misara*bazagna
misy mbola gaga rehefa mahita fomban*drazana
fanontaniagna raika tsy mbola misy valiny
“magnino tsy mba tsika gasy no masina an*taniny”
zao tontolo andro anaty dark
dia isaka alina nuit blanche
nisarahany fisitahany fo tsika fa tsy ny distance
miaina aketo an*tany mila cardio mila endurance
fa kö mbola misy ny amaraigna haiko fa mbola misy chance
avy miaigna zah mierigna maty
avy mitomany dia mierigna miady
volamena azo kö mangady
efa haiko aby zany
efa haiko aby zany fa … (fa ah ah ah ahh)
magnino lasa vola mikoragna
zah nefa tia hiresaka volana, kintana an*danitra misy ha*milliard
antsika tsy vatana fa fanahy
‘zay nandalovana nanamafy saina dia zany naha*mafy anah
fo tsy ambelako hototitra ny asa*löha
ninah ninao io tohizo lalana sy ny asanao
indraindraika diso magnano fiainana olombelona loatra zah éléissone kyrié
fa aza magnahy anao mama jamais zah hanadino oe nitaizana sy naventy t’anaty trinité ( god)
[refrain]
(oh god oh god oh god)
ninao io dia aza avela
ninao io dia aza avela
ny an’ olo aza irihina
(oh god oh god oh god)
efa ninao io dia aza avela
efa ninao io dia aza avela
ny an’ olo aza irihina
[outro]
ny an’ olo aza irihina
zao tontolo andro anaty dark
dia isaka alina nuit blanche
nisarahany fisitahany fo tsika fa tsy ny distance
Random Song Lyrics :
- hundar - allyawan lyrics
- лабиринты - bozzyr32 lyrics
- idols - kevin william lyrics
- the pope rap - trevor moore lyrics
- même si elle est bonne - lost lyrics
- gode minder* - zk (dnk) lyrics
- tanečnice kitty - helena vondráčková lyrics
- delirium - młody polak lyrics
- terminal - jon foreman lyrics
- payola - tate kobang lyrics