
ianao ihany - zay lyrics
teo aminao no mba nahatsapako
izany atao hoe tena fitiavana
avy any aminao no nahalalako
ilay tena fahasambarana
fantatro fa ianao tsy hoe tonga lafatra
na antsoina koa hoe fanamperana
saingy ianao ihany no aiko nomena
fitia feno tsy aiko ho ferana
ka na iza ho sahy ilaza na iza koa itabataba
fa hoe tsy azoko atao ny mitoetra eo anilanao
ilay foko mintsy no efa tony tsy ahita intsony
tsy afaka itia olon kafa afa tsy ianao
fantatro f’ianao tsy hoe tonga lafatra
na antsoina ko hoe fanamperana
saingy ianao ihany no aiko nomena
fitia feno tsy aiko ho ferana
ka na iza ho sahy ilaza na iza ko itabataba
fa hoe tsy azoko atao ny mitoetra eo anilanao
ilay foko mintsy no efa tony tsy ahita intsony
tsy afaka itia olon-kafa afa tsy ianao
Random Song Lyrics :
- the mack - nevada lyrics
- knew better part 2 - ariana grande lyrics
- across the alley from the alamo - asleep at the wheel lyrics
- after nine to five - jasper sawyer lyrics
- ojos verdes - alfredo gutiérrez lyrics
- u turn - pulse & sines lyrics
- victory song - chandler roberts lyrics
- first place - omar garvey lyrics
- now i'm free - melvin carson lyrics
- paris - $uicideboy$ lyrics