lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu misaotra – agrad

Loading...

ny akama tsy nino raha nilazako oe tsika misaraka,aiza ny taloha na oany amin’ny wc aza miaraka, ateriko d aveo ndray ndry alaiko any ampenarana ts vita fomba nefa tsy nifampiantso tamin’ny anarana fa njy miantso ahy oe vadiko nena kosa sopi,satria lay piso ndray no avadiko, manodidina aza gaga oe ra njy no neny za tonga d manaiky ho lasa dada
mpitsiriritra tsika firy no mila lasa adala ?
lokaloka ery oe fofonaina ny mametra,babo ny foko ka nanome zay amiko rehetra ,tsy nanampo akory hoe njy kay efa manan-tompo far a fitia tsy kilalao za niezaka ny nanatombo
tsy afaka tsaraiko amin’ny zay fonony aki n boky far aha fietsika otr’izay z aloha natoky
fa njy no anjarako raha mbola ho soloina fa na mangidy na mamy netsika miaraka sotroina

rf: iriko anie raha izy zay iverina anilako eto indray, amerin’amiko ireo taloha
itoetra ho ilan’ny fanahiko

nande ny taona enao tatoato tsapako ne niova, toa tsita fona vo niteny zah oe mba mandalova, nandinin-tena soa kosa mba z aloha no diso ka niteny hoe ahitsio raha misy tsy mety ataoko piso
ny fihetsiny efa milaza ny zavatra tiany ho tenenina , fa zah mbola tia de miezaka ny miala nenina
mamerina ireo sangisangy zay tiany taloha, mandefa teny mamy ho anazy maraina vao mifoha, fa ny fitiavana tsy mety kosa raha tsy hifamaly ka tsy aleo mampionin-tena ve raha sanatria hijaly
soa iany zah fefa zatra atosika otran’ny vavahady,raha tsy annjara netsika de any akafa zah no hitady
fa any misy tiko inoko koa fa tia anah, d tapitra atreo ny fiantsoako anjy hoe silam-panahy, adinoy netsika fa tantara indray miserana ka de aleo lo za andeha sao tratran’ilay tompo toerana!!!

rf: ka tiko raha izy zay,iverina anilako eto indray, amerin’amiko ireo taloha, itoetra ho ilan’ny fanahiko

na misy aza ireny tsy hanozona aho na iantso tody,io fitiavan’io ko sady aretina no fanafody, am-pitsikina no ilazako hoe msotra anao nahafoy,fa feno fahasambarana ny fiaraha tsika nahafoy na vola,na fitiavana enao tsy nitsitsitsitsi fa nomenao anah daoly miaraka amin’ny tsikitsiky, sarotra fafana ny amin-tsika fa ho avaliko, aza manahy fa zah tsy andray anao ho fahavaloko,fitia tsy anjara fa tsy hoe nisy ratsy nifanaovana ny tena ko tanora be ny tany azo ilalaovana,tsy aiko enao raha otranah fa z aloha manatena oe tsisy avonavona raha toa tsika ifanena,sitrana a amin’izay ka tsy atadidy tsuny zay vita,resaka pinamana netsika vo mifankaita
za tsy hiondrika na resy aloha amin’izao fa maleova malasana akia misotra anao….!

rf: iriko anie raha izy zay iverina anilako eto indray, amerin’amiko ireo taloha
itoetra ho ilan’ny fanahiko

lirik lagu lainnya :

YANG LAGI NGE-TRENDS...

Loading...