lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu didy vaovao – amaf

Loading...

indro didy ankiray zay napetraky ny tompo

ho antsika rehetra izay mbola velona

dia ny mba hifankatiavan-tsika tsara

tahaka izay nitiavany antsika

f’ izany tokoa no hafantarana

fa mpianany isika raha mifankatia

eny, mpianany isika mpianany tokoa

amin ’ny androntsika rehetra

iza tokoa no manana fitiavana dia ny fitiavan’ i jesosy

mba hanavotana ireo sakaiza nikasa nanolotra ny ainy

iza tokoa, ô iza re izany ô!

iza tokoa no mba nahavita izany

fa ao ny tompo hanaisotra ny fahotany

zay no didy napetrany ho antsika

ho antsika rehetra valona eto

ary aoka ny fo hahay hifamela

f’ izany tokoa no mpianatry ny tompo

fa izy dia momba izay matoky azy

amin’ ny androny sisa rehetra

lirik lagu lainnya :

YANG LAGI NGE-TRENDS...

Loading...