lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu ampy ahy – ambondrona

Loading...

nalaina izy ny hiantso indray
te ho any aho anefa tsy sahy
” zarako aza tsy hita hintsony ianao”
avelako ho tapitra any
sao izay ko no mba tiany atao
na ny saiko aza tsy taitra amin’izany

tsy hanery azy aho na hanontany
manaiky koa aho rehef’izany
no hitany fa mety ho azy
dia hionona ny saina
andeha aho hiala amin’izay
f’izany ve no miandry ahy? ampy izay, ampy ahy

ny ratràm-po ho vita eny ihany
ny fotoana eo hanampy ahy
tsy hifanerena io sanatorial na tsapaina
f’ho hita eo ihany
avela hivalona rehefa izany koa no efa tiany atao
fa ny fitiavana tsy atao an’izany

tsy hanery azy aho na hanontany
manaiky koa aho rehef’izany
no hitany fa mety ho azy
dia hionona ny saina
andeha aho hiala amin’izay
f’izany ve no miandry ahy?
ampy izay, ampy ahy

ambo-po ihany ve ny ahy
tsy ho tsiny anefa izany
ny fiainana mitohy hatrany
tsara tso-drano ………

tsy hanery azy aho na hanontany
manaiky koa aho rehef’izany
no hitany fa mety ho azy
dia hionona ny saina
andeha aho hiala amin’izay
f’izany ve no miandry ahy?
ampy izay, ampy ahy

ampy zay tsy hanenina aho
tsy mafy fo f’efa izay no anjara
tsy hiteny intsony aho, tsy hifendrofendro koa
fa ampy ahy izay, efa ampy ahy…

lirik lagu lainnya :

YANG LAGI NGE-TRENDS...

Loading...