lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu tafandria mandry – ambondrona

Loading...

rehefa hariva ny andro, dia eto foana aho

rehefa mody ny masoandro, hanat-tra anao

hanoy no fanirina nefa tsy afaka atao

ka ato anaty mangina, miandry ny hafatrao

na dia mihaona azy isika, ny andro mazava

dia toa sary ndray mipika, ny alina ity no lava

ka ho fehin’ny androany,hanoraty toa ny omaly

hoe tena tia anao,malaelo ahy no valiny

mba antsoy na andefaso hafatra,satriko aza isan’andro

tsy hoe mitalaho, na mila vaniny aho

na dia hoe tafandria mandry

fihina sy oroka mamy

variana sy sondriana, miandry ilay fotoana

malahelo olon-tiana, tsy ahita teny toa ny moana

soraty andefaso zay mba tiana, zao efa tsindrindaona

raiso ny avy ato am poko ary anie, izao koa tia foana

mba antsoy na andefaso hafatra, satriko aza isan’andro

tsy hoe mitalaho, na mila vaniny aho

na dia hoe tafandria mandry

fihina sy oroka mamy

ooh, tsy fanahy iniako, ny anembona anao alohan’ny andriko

ooh, zay ny faniriana ho entiko ho nofy, fa tsy andry ny ampitso..

lirik lagu lainnya :

YANG LAGI NGE-TRENDS...

Loading...