lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu tsisy afa tsy ianao – anyah

Loading...

nandeha nivezivezy aho nitady zava-tsoa

izay rehetra tazako nandramako avokoa

izay rehetra hitako toa mankarary an-doha

izay rehetra tazako dia toa mety lo

ka tapa-kevitra aho f’ianao no hiankinako

satria ts’isy afa-tsy ianao no afaka hifaly ahy

satria ts’isy afa-tsy ianao no tompoko (x2)

ry tompo atolotro anio ny fiainako ho anao

ka mba raiso sy ahitsio ry jesoa anjakao

fantatro fa ianao ilay tsy mba mandao

arovy aho ho eo ambany elatrao

fa tapa-kevitra aho ny hanaraka anao

satria ts’isy afa-tsy ianao no afaka hifaly ahy

satria ts’isy afa-tsy ianao no tompoko (x2)

lirik lagu lainnya :

YANG LAGI NGE-TRENDS...

Loading...