lirik lagu cinderella – arione joy
(my cinderella)
tsy aiko aloha ianao raha mbola tsy tamana e!(tsy tamana e!)
‘zaho aty de tena nihezaka nanao izay vita
raha ny hampifaly anao dia hezaka efa ela (efa ela)
efa mba niezaka ny ho tiavinao (ho tiavinao)
fa tsy aiko hoe bika ve sa endrika no halanao
ka miala tsiny ’zah miala tsiny zah)
‘zaho tsy manam bola sady tsy manan karena (manan karena)
dia ny fahantrako ve no ataonao fahalemena (fahalemena)
azafady aminao my girl e e!
raozy vao mamelana ilay fitiavana anao
dia ho ataoko zaridaina ianao raha sitrakao
dia ny masoandro amam bolana ho namantsika
dia mba izy ny hanafana
raha ianao indray zao ny volana
rehefa zaho no kintana
tsika roa no miaraka
samy tsara vintana
ka ho adinoina ny probleme (hadinoina ny problème)
dia ianao indray zao ny volana
rehefa zaho no kintana
tsika roa no miaraka
samy tsara vintana
ka ho adinoina ny probleme (hadinoina ny problème)
(ouooo, ouooooohhhhoohh…..)
ekena fa ny vola ange no maha lehilahy
fa ny fitiavana an’lah tsy maha lehilahy
fa mampandraiky mampanavy
ka mila love love love zah! (love love love zah!)
tairo mba mandrosoa fa mivoha le varavarana e!
de mba raiso aloha le tanako ankavanana e!
zay vola lany tsy ahoantsika fa de ndao andeha!
ndao andeha! ndao andeha
tairo mba mandrosoa fa mivoha le varavarana e!
de mba raiso aloha le tanako ankavanana e!
zay vola lany tsy ahoantsika fa de ndao andeha!
ndao andeha! ndao andeha
f’ ianao indray zao ny volana
rehefa zaho no kintana
tsika roa no miaraka
samy tsara vintana
ka ho adinoina ny probleme (hadinoina ny problème)
dia ianao indray zao ny volana
rehefa zaho no kintana
tsika roa no miaraka
samy tsara vintana
ka ho adinoina ny probleme (hadinoina ny problème)
(eeeeehhhhhh….oooohhhhh…..ooooohh oohhh…ay….. ay….)
dia ianao indray zao ny volana
rehefa zaho no kintana
tsika roa no miaraka
samy tsara vintana
ka ho adinoina ny probleme (hadinoina ny problème)
lirik lagu lainnya :
- kumpulan lirik lagu lekhaina › lirik lagu luz – lekhaina
- kumpulan lirik lagu the meteors › lirik lagu into the darkness – the meteors
- kumpulan lirik lagu zurcy › lirik lagu at all – zurcy
- kumpulan lirik lagu chris too far › lirik lagu be like stars – chris too far
- kumpulan lirik lagu lyodra › lirik lagu sabda rindu – lyodra
- kumpulan lirik lagu bob dylan › lirik lagu mountain dew (take 2) – bob dylan
- kumpulan lirik lagu sober › lirik lagu el día de la liberación – sôber
- kumpulan lirik lagu nobuyaki kirizawa › lirik lagu pull myself down – nobuyaki kirizawa
- kumpulan lirik lagu homezone › lirik lagu love – homezone
- kumpulan lirik lagu just friends › lirik lagu otis – just friends