
voninkazo voarara - arione joy lyrics
(i wanna love you
i wanna love you)
‘zah saika hindrana ’lay tanany mba hoe ho anah
tondro-molotra sy fitaka no setriny ahy
tambitamby reny zary zava-poana
satria izy kay tsy tokana fa manana olo-tiana ah…!
tiako aloha ‘zah raha mba hoe mangala-toerana
fa io ‘nge tsy hitambarana fa dia ho anazy rery ihany
naleoko hijanona ho mpiondana
f’enao ve moa tsy hitodika raha misy fo mitempo any
ka mba teneo anah izay tsy ampy (ampy)
fa ‘zaho nge vonona ny hiafy (hiafy)
raha sanatria ianareo misaraka
aza menatra manantona fa mbola misy fitia
[ref x2]
fa ‘zaho nge wa tsy hanozona ‘lay fiharahanareo
ny hany sisa azo atao de hoe ny manadino anao (he he)
ka veloma mampamangy, veloma mampamangy
ny foko no nidoboka fa ‘zaho aloha tsy nahajery yeah
‘lay vetsom-po nirahiraina lasa fery yeah
naleoko indray nanohy ny diako
tsy vitako ny hanao veloma fa dia mampangy yeah
zaho tsy hanozona tsy hanaratsy razazavavy
ranomasom-pifaliana ny aty f’aza manahy (yeah yeah)
efa zatra miafy zaho
zatra miafy zaho
ka mba teneo anah izay tsy ampy (ampy)
fa ‘zaho nge vonona ny hiafy (hiafy)
raha sanatria ianareo misaraka
aza menatra manantona fa mbola misy fitia
[ref x2]
fa ’zaho nge wa tsy hanozona ’lay fiharahanareo
ny hany sisa azo atao de hoe ny manadino anao (he he)
ka veloma mampamangy, veloma mampamangy
Random Song Lyrics :
- crash test - krimsa lyrics
- l'morphiniya 30 - l'morphine lyrics
- kínzás van - killakikitt lyrics
- yvan colonna - b.e.labeu lyrics
- sunshine - nelick lyrics
- aguas de maro (feat. cris delanno) - bossacucanova lyrics
- credere - genesi lyrics
- white knuckles - boh doran lyrics
- lava lamp - izzie gibbs lyrics
- uno lavoz vs woodman - rap contenders lyrics