lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu sambatra – hantatiana

Loading...

sambatra ny fon’izay matoky anao

tsy atopatopan’onja raha manana anao

na dia samy hisedra ihany

zava-tsarotra eto an-tany

dia sambatra ny fo matoky anao

hodidinin’ny famindram-ponao isan’andro

na ririnina aza mbola mahita masoandro

na dia samy hisedra ihany

zava-tsarotra eto an-tany

dia sambatra ny fo matoky anao

sambatra ny saina iray safidy aminao

saina mankahala ota manimba hatrizao

na dia samy hisedra ihany

zava-tsarotra eto an-tany

dia ravo izay misaina toa anao

hodidinin’ny famindram-ponao isan’andro

na ririnina aza mbola mahita masoandro

na dia samy hisedra ihany

zava-tsarotra eto an-tany

dia ravo izay misaina toa anao

lirik lagu lainnya :

YANG LAGI NGE-TRENDS...

Loading...