lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu amboninao – jalvic meyo

Loading...

official (lyrics) for “amboninao”
amboninao izy ne fa tsy ambany zay no ataovy an*tsaina sy mba tadidio
ny tsara rehetra tsy ho lany, fa aza faly mihinana foana ny anio
ra lavo izy anie tsy ho kivy fa ianao no hanenina nanary anazy
efa fiainana ny azy lay mihina*mangidy fa ianao no hijaly satria very anazy
amboninao izy !

satria zatra mihafy fa tsy ohatranao hiondrika foana ra sendra voadona
izy mahay mandefitra tsy ohatranao tsy hanaiky diso ra misy hadisoana
ny tanjona ny azy tsy 1 fa ny hanakatra azy foana izay no tiany
fijaliana tsy ho mandrakizay dia ‘zay miainga eo rehetra koa de hifaliany
misampana marony lalana fa izy mahay misafidy ny aleha
manantena foana fiadanana tsy olana ianao na izao dia handeha
hifaliany ‘zay rehetra mitranga tsy ho ambaninao izy tsy ho latsa*danja ny drafitra ao an*tsainy tsy ho voa lanja
amboninao izy, amboninao izy! amboninao izy, amboninao izy!

ilay mijaly mihitsy aza no tiany satria izy tsy ohatranao fa misy tanjona a!
ianao ‘ilay nandao hifaliany ny ho anjarany koa efa sasatra miambina azy
tsy hanakivy izy fa mahereza amin’ny tsindry avo azo atao
efa nihafy izy fa mahereza amin’izay rehetra atao
tsy ataony hampahory ny hanadino anao nge ra hisy mety ora 1
ny ao an*tsainy efa tsy ianao intsony fa ny ho sambatra mandrakizay
ianao nandao azy no mety hijaly, fa ra izy efa zatra ny mitomany amboninao izy ataovy an*tsaina zany
amboninao izy, amboninao izy! amboninao izy, amboninao izy!

efa zatra nihafy, tsy mbola higafy izy fa handamina ny fiainany
avelao mbola hanonja ‘lay rano mahery na mbola ho mafy tsy hitarainany
hiafiny izay mety ho anjarany
na tsisy anao ho amaharana izy
izy tsy hanahy fa ianao mandiniha fa tsy hisaoty fa handeha hamonjy varavarana izy
amboninao izy, amboninao izy! amboninao izy, amboninao izy!

lirik lagu lainnya :

YANG LAGI NGE-TRENDS...

Loading...