lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu nirehatra – jalvic meyo

Loading...

nirehatra (lyrics)

* tsy maha lala akotranao tsony za
enao no tiko handanina ny androko
zay olana eo tsy hialako aza manahy
malefaka izy ra mihoatra amin’ny androko
raha misy mahazo anao aleo zaho no hiafy
aza manahy fa ataoko fady ny hoe hampirafy
enao no tiko hitoetra eto antratrako
ny fonao sy ny momba nao rehetra efa lasako
hanaja anao aho amin’ny andro rehetra hiainako
ra ny hamitaka anao za aloha tsy ho sahy
* zay marary anao rehetra no hitarainako
ny ao ampoko efa tsisy akoatra nao
ra ny fitia ato ampoko tsy holany
vao maikafaly ahora ny anaoko no hoatran’izany
hafalina foana tsy hisy tomany
hummmm!
* ny safidiko tsy hiova fa efa enao
raha mbola miaina izaho alo de tsy handao
izay tianao rehetra ko de homeko anao

* ny safidiko tsy hiova fa efa enao
raha mbola miaina izaho alo de tsy handao
izay tianao rehetra ko de homeko anao

* ato ampoko ianao fa tsy ao antsaiko
zay zafidinao rehetra no hajaiko
hanaja anao aho amin’ny andro rehetra hiainako
ra ny hamitaka anao zah tsy ho sahy
izay marary anao rehetra ko no hitarainako
ny ao ampoko efa tsisy akoatra anao
ra ny fitia ato ampoko tsy holany
vao maika faly ahora ny anaokoa no hoatran’izany

* malemy fa efa haiko ny mitaiza ny fo nao
ra misy mahazo anao za tsy hiala
ra fitaka tsy ho haiku hatramin’ny fisianao
satry refa eo anilanao za tsy te hiala
iarahana mizaka zay miseho
ny banga rehetra fenonao hatreo, ra inao tsy ho zaraiko tsy hankaleo ahy aa! hummmm!
* ny safidiko tsy hiova fa efa enao
raha mbola miaina izaho alo de tsy handao
izay tianao rehetra ko de homeko anao

* ny safidiko tsy hiova fa efa enao
raha mbola miaina izaho alo de tsy handao
izay tianao rehetra ko de homeko anao

* malemy fa efa haiko ny mitaiza ny fo nao
ra misy mahazo anao za tsy hiala
ra fitaka tsy ho haiku hatramin’ny fisianao
satry refa eo anilanao za tsy te hiala
iarahana mizaka zay miseho
ny banga rehetra fenonao hatreo, ra inao tsy ho zaraiko tsy hankaleo ahy aa!
hummmm!

* ny safidiko tsy hiova fa efa enao
raha mbola miaina izaho alo de tsy handao
izay tianao rehetra ko de homeko anao

* ny safidiko tsy hiova fa efa enao
raha mbola miaina izaho alo de tsy handao
izay tianao rehetra ko de homeko anao

lirik lagu lainnya :

YANG LAGI NGE-TRENDS...

Loading...