lirik lagu zava-mahagaga – jalvic meyo
official lyrics “zava*mahagaga”
1. tsy haiko tantaraina ilay nomenao ahy, fa misaotra
ny olana rehetra tiako fa ny anao kosa no, mihoatra
fitiavana madio ny atsika na tao anatin’ny haizina
na be ny fankampanahy ny tsara foana no tao an*tsainao
voa fehinao mintsy ny tsara no hilazako azy
tsy olo olompoana enao fa hitoeran’ny fanahy
fikiriko mafy tsy hiala ataoko mariage euh !
tazaomiko mafy satria efa anah
ataoko am*pitiavana izay lazaiko androany
misaotra anao zah nahavita niaritra indr2
ny tantaram*pitiavako no ho tantaraiko
rehefa mitovy amiko ilay zanatsika faha roa2
ref1: tsy haiko ny hitantara, lay nomenao ahy
fitia fa tsy mba kafara, no niainako hantrizay
efa anao irery zah ka avy mba fihino
efa niandry anah hiova ianao fa ankehitriny aho zay vao mino
voa hitsaka foana enao nefa kay tsy manan*tsiny
mifalia dia mitraka fa neniko aza ny fahiny
2. jamba loatra zah ka tsy mba nahatsapa ny fisianao
efa niezaka nanolo aho fa tsy nety
aleo avalona ny lasa fa ho soloina vaovao
ho fety lava ndray netsika fa tsy akety
mahagaga fa ianao ihany no maha*teny ahy
na tsy tsy tiako aza lay ahintsy refa ndraindray
hainao mihintsy ny mibedy tsy mba leo ahy (enao)
tsampako hoe mamy hiova aho ny ditra koa ataoko ampy izay
ref2. tsy haiko ny hitantara, ilay nomenao ahy
fitia fa tsy mba kafara, no niainako hantrizay
tsy haiko ny hitantara, ilay nomenao ahy
fitia fa tsy mba kafara, no niainako hantrizay
3. tsy mbola indroa2 naditra kanefa voavela foana
zanak’andriamanitra ianao, ka tsy mba nivoana
ny ditra rehetra efa hita, tsisy soa zavam*poana
aza mahatoky aho hoe hiova fa ho hitanao eo foana
mahagaga fa mitodika ny saiko aminao
tsy tonga lafatra enao fa olon’ny fanahy
efa nenina no miandry ahy, ra hoe miala aminao
tazomiko mafy satria efa natao ho ahy
ref3. tsy haiko ny hitantara, ilay nomenao ahy
fitia fa tsy mba kafara, no niainako hantrizay
tsy haiko ny hitantara, ilay nomenao ahy
fitia fa tsy mba kafara, no niainako hantrizay
euh !!
lirik lagu lainnya :
- kumpulan lirik lagu waine › lirik lagu faceless – $waine
- kumpulan lirik lagu larry hernandez › lirik lagu el querendon y cajetoso – larry hernandez
- kumpulan lirik lagu phdo › lirik lagu legendary – ph!do
- kumpulan lirik lagu hjartat › lirik lagu valde att älska – hjärtat
- kumpulan lirik lagu natalie prass › lirik lagu my baby don’t understand me – natalie prass
- kumpulan lirik lagu kany garcia › lirik lagu ¿a dónde vas? – kany garcia
- kumpulan lirik lagu lisa stansfield › lirik lagu these are the days of our lives – lisa stansfield
- kumpulan lirik lagu albany › lirik lagu who needs people – albany
- kumpulan lirik lagu complex uk › lirik lagu asap rocky interview – complex uk
- kumpulan lirik lagu mlodymily › lirik lagu ca$h – młodymiły