lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu mba ho avy milay – jaojoby

Loading...

ano lava velonö ny ainÿ e

zanähary nampindranä fofokainÿ nanämia fanähy
ny manam-panähy mahay ny tsara mahay ny ratsy
tsara raha mahavelonö, ratsy ny raha mahafaty
lava vilomanä tsara e, fôlaka an-dantony ratsy

ano lava velonö ny ainÿ e
mba ho avy milay
ano lava velonö ny ainÿ e
mba ho avy milay
ano lava velonö ny ainÿ e
protector ampiasainay
ano lava velonö ny ainÿ e

mihamaro ny azon’ny aretim-piraisanä eto
amintsika
ny tenä ratsy amin’izy ireo dia ny sida, hein
ny mandamour tsy amy kapaoty dia mety ho
azon’ireo aretinÿ
aretim-piraisanä tsy mampiteraka, mamparary sy
mahafaty

ano lava velonö ny ainÿ
sarobidy la vie e !
mora vidy kapaoty
protector kapaoty tsara
sady milay no mahafatoky
aza varimbarianä atsika gasy
mila miaro-tenä ami(n’)ireo aretim-piraisanä
mampiasa kapaoty protector
sady miaro-tenä, miaro olo-tiana
miaro mponin’i gasikara
protector kapaoty tsara
sady milay no mahafatoky
ano lava velonö ny ainÿ

oh ! mba ho avy milay, protector
ampiasainay…… ary ianareo ?

lirik lagu lainnya :

YANG LAGI NGE-TRENDS...

Loading...