lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu tiako foana – johary

Loading...

ireo nantenaina rehetra taminao

dia rava tsy nahafa-po o o o

na tsara, na ratsy izay rehetra natao

najainao izy, mbola ao

’zaho anie namoy ny rehetra ho anao

koa raha tsy mety izany

dia hojereko ihany

ilay efa sasa-niandry

dia hotiaviko izy, hotiaviko

efa tsy ho ahy ihany ianao

homeko azy izay tokony ho anao

homeko azy

dia hotiaviko izy, hotiaviko

ny fitiavako azy

tsy maty fa takona ihany

koa raha miala ianao ô n-n-loka tao

hamiratra izy toa masoandro

dia hotiaviko izy, hotiaviko

efa tsy ho ahy ihany ianao

homeko azy izay tokony ho anao

homeko azy

dia hotiaviko izy, hotiaviko

lirik lagu lainnya :

YANG LAGI NGE-TRENDS...

Loading...