lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu snapchat – kemyrah feat. fabs brownz

Loading...

kemyrah
be loatra ny fake anaty ny fb-ko ato
demande aman’arivony

message efa hila ho zato
za anie kamo hamaly fa ny anao no nahagaga anah
fa novaliako ny sera tsy misy nahasakana
korana mianihany dia avy eo zah tamana
tsisy matotra eo fa ianao manome fakam-panahy
tsaroaka ianao tamin’iny ilay nanao bonne nuit
dia nasiandry ilay sary miaraka amin’ilay biki-bikini
tsy nanaiky za, fa ampio sary s-xy
ampivo an’ilay ambony dia ampio an’ilay ambanindry
ianao koa anie fetsy dia naleonao mba mailo oh
hoe ndao tsy ato ny hiresako
ozy aho hoe tairo oh
aleo snap amin’izay isika tsy misy m-dérangé
aleo tsy mifandefa sary anaty-na mp
ianao koa anie koboko fa efa en couple be
nefa koboko ianao te hanao coup double be
isak’alina ianao mandefa ilay nude
tsy hankapiditra intsony fa aleo ihany nous deux
filtre mampa manja enao ko anie so hot
b00bs ngeza be no ataoko screenshot
miha rude be, fa aleo hitohy ihany ny game-nao
efa tsy vitany j’adore intsony fa 10.000 j’aime ho anao
aleo hitohy ny lalao
ianao io koa anie toa sahy
ny antsika snapchat toa navadintsika ho snap teu-cha
tsy hoe adalana fa ny antsika feeling
samy mba maka fafiny fa tsy asina hoe maninona
rehefa vita point à la ligne
tsy quoi rehefa mba mihaona, zavatra hafa indray no halalinina

send me snap
sarin’ny teu-ch
kiasy izy tsy ariako
fa jarisiko lesy
samby tsy taitra
very nice
tambazotra snapchat nenay ny ho paradise
send me snap’
sarin’ny teuch, kiasy izy, tsy ariako fa ajarisiko lesy
samby tsy taitry… very nice
tambazotra snapchat ny anay no paradise
send me snap’
sarin’ny teuch, kiasy izy, tsy ariako fa ajarisiko lesy
samby tsy taitry… very nice

tambazotra snapchat ny anay no paradise

atsaragna faratampony
tegna kanto izy, nicheckeko fa tsy tantiko
nata tsy fantako izy, sady izy koa tsy niavogno
messageko jiaby koa nahantonko
nidirako tambazotra ivelan’ny foko de tao zahay nifapakobo
ninay roe le tontolo, mavokely lokony
boko namezako toky nabokako fa za misy atokona ey
hifohazako malaky izkoa nofy hey
na kamo tsy maintsy hifohazako hey
satria aleoko mifoha dia manatanteraka fa tsy mijanona hanonofy fo
hey
sary fo mikoragna, nivagnaka za nihagnahagna
tsy maintsy idirako fa midagnadagna kara tour eiffel
raha nilaiko fa ainy, midongona raha jiabiny yeah
nidingina rajaolahy yugh! (ugh ey ugh ey…)
anjelin’ny afobe iny e
nianjera aby jack daaaaa
snapchat fa tsy fb

biteko nanonga an-danitra
p-ssy lena ny ahy no valam-parihiko, tsy angano zany sagnatriaaa haha.

send me snap’
sarin’ny teuch, kiasy izy, tsy ariako fa ajarisiko lesy
samby tsy taitry, .very nice
tambazotra snapchat ny anay no paradise
send me snap’
sarin’ny teuch, kiasy izy, tsy ariako fa ajarisiko lesy
samby tsy taitry… very nice

lirik lagu lainnya :

YANG LAGI NGE-TRENDS...

Loading...