lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu breath – kresnik

Loading...

[verse 1 * kresnik & jey br]

kresnik:
vera fahatelo ny masoko efa red
angamba efa*bolana tsy nivoaka ny bled
leo leo mi*dépr, leo ana ny mic
satria sh*t foana izay tantaraiko

jey br:
andao lesy hivoaka efa*bolana ela zay no n’hiberne
mila mandao ny akama ve? raha te i perce ?
kresnik:
aleo za hijanona fa ny saiko mbola confiné

jey br:
andao fa miandry anla ny kofa rehetra
kishta feno lanintsika ny bex
raha tsisy anla tsy misy ny revy

kresnik:
tairo ary za mba haka doudoune (speed ela speed ela)
mba hanao mafana
za tsy te hanenina, fa mila akama
de tairo averina ny revy nahatamana
efa ela no tsy koboko ny teto an*tanana

[bridge]

[verse 2 * nanté98 & spvce chen, kresnik & jey br]

nanté98:
ela be ry tab*ry
efa ela no niandrasan*tsika anazy
zay indray za vao ahita an’i (…)
lay tsisy flow mihitsy nefa mba te halaza

spvce chen:
marary fo fa tsy ni*pop tazy
nisotro lasa ni*dope tazy
aza mijery any sao dia kopy tazy
jey br:
dia ahoana ry (…) (nanté98: aiza?)
voasintona tao ihany tab*ry

kresnik:
androany indray za vao hiary tory
azafady koa fa be be natao za teo

nanté98:
kozy ? be be natao ialahy teo
sa varina niketrika zavatra tsisy kory

jey br:
aza atao an’izany izy f’izy (…) efa miezaka

spvce chen:
tsisy an’izany ry zandry fa resaka buzz tsy atao hampi*dépr

nanté98:
io asakasak’ialahy fa bandy ny tena dia mila mi debr

kresnik:
zay lay be be morale, mbola tsy niova elisany ao ral
isaky ny miona dia ny hivoaka alina, hatraty mahaleo f’aleo za iala

[bridge]
[verse 3 * nanté98, jey br, kresnik]
nanté98:
alefao ny télé…
io ve tsy (…) toa mi perce be fa mandeha télé
efa malazalaza manan*talenta
takzay aho nanosika fa nanenako daholo ny vavako rehetra rehetra

jey br:
izaho efa nikozy, zao feno ny paosiny
lisany mbola tsy tafa anaty bossy
zao jereo lery lasa boss

(ring… nanté ah! phone!)

kresnik:
andao mba ndao mba hiaraka i*ride
andao mba hiara hivoaka alina
eny amin’ny city na any amin’ny raid
any amin’ny restau “c’est moi qui régale”

za tsy manadino, tsy mbola lavo za nanampinoana
tsy hoe rehefa tafa dia hifanome lamosina, hisara*dalana hifanao veloma

lirik lagu lainnya :

YANG LAGI NGE-TRENDS...

Loading...