lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu mampamangy – l saphira

Loading...

yeh ! any ho any e

yeh ! androany a

lasa saina any aho

any ho any e

lasa saina any aho

androany a

manantena anao aho fa ho avy e

nefa ianao moa hatramin’izao toa misangy a

ny fitiavana natotrao mampamangy ehe

dia aleoko mionona amin’izao

manavinavy an

manirery any aho (in-2)

tsy tafandry e

manirery any aho (in-2)

ka tomany a

ts’isy azoko atao (in-2)

fa miandry e

nefa ianao any izay (in-2)

mandrimandry a

asa re raha tsapanao fa tena mafy e

izany fiandrasana olon-tiana tsy mety avy an

asa re ianao raha miandry na mampirafy e

hany sisa azoko atao dia ny mihafy a

malahelo any aho (in-2)

ry malala e

malahelo any aho (in-2)

ka tomany a

malahelo any aho (in-2)

ka mijaly e

miverena amin’izay miverena re

fa sasa-miandry a

lasa saina any aho

any ho any e

lasa saina any aho

androany a

lasa saina any aho

any ho any e

lasa saina any aho

androany

yeh !…

lirik lagu lainnya :

YANG LAGI NGE-TRENDS...

Loading...