
fakitera - levelo lyrics
tsy hitako nandalo tsony izy e!
bozaka maina an-davenona ô
aloka matahotr’andro sisa e
fa maty any ho any a le fakiteranay e!
de foana sy nangina tsisy tabataba tetsy ambavahady e!
mpitsena lasa nody a!
mpizara taratasy ambony sikileta fakitera maty a!
ireo voromanga nanatona niala
f’izy kosa lasa any ankoatra paradisa e !
ambany dongontany varavarambato
asiana voninkazo a!
fakitera nandimby fakitera
nizara taratasy ihany fa saingy ferapara!
lasa tsy nanao mbay lalana izy izy e!
dify tsy hamangy tanana ôôô
doroky ny ankason-tany izy e
tandindona sisa raha toa ka mandalo a!
fa folaka an-dantony efatra amin-telo fakiteranay
nangina nangina
nangina tsy niteny fa ambiroa no maty feon’avelo tsisy a!
fa tanambokovoko vazy tanimanga marika najoro
fa nisy fakit
fa tanambokovoko vazy tanimanga marika najoro
fa nisy fakitera teto a!
sakaizan’ireo tary sy mpifankatia nisara-toerana ela
nofo moa k’hisy fiafarany e
hody vovoka ho tany raha tonga ny fotoana
Random Song Lyrics :
- boulevard - gidee lyrics
- mirror - 808vibe lyrics
- early morning, hours of the night - the changes lyrics
- vê se volta - lello lyrics
- 113 - dedalvipp lyrics
- meant to be - slynk lyrics
- change of weather - lone thunder lyrics
- sansinukob - live at teatrino - dilaw lyrics
- mal aluno - duzz lyrics
- poison - swagamvp lyrics