lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu goodbye my friend – mika sy davis

Loading...

goodbye, goodbye…

dia vita hatreo ny fiarahantsika, hifanafatra kely hoe:

aza manadino o, izaho aty mahatsiaro anao

aza manadino o, izaho aty mbola havanao

tsy hita moa fa ny fiainana masiaka, mampisaraka e ya

aza manadino o

fotoana fohy niarahantsika

aza manadino

lasa vahiny ka tomany

tiako gadraina eo an-tratrako eo

tsy avelako handeha lavidavitra any

anilako eo, isan’andro isan’andro

tsy hisaraka mandrakizay…

tsy manino fa veloma e

tsy mampanino f’aza manadino

tsy manino fa veloma ianao

samy tsara e…

lasa vahiny ka tomany

tiako gadraina eo an-tratrako eo

tsy avelako handeha lavidavitra any

anilako eo, isan’andro isan’andro

tsy hisaraka mandrakizay…

tsy manino fa veloma e

tsy mampanino f’aza manadino

tsy manino fa veloma ianao

samy tsara e…

goodbye my friend, goodbye my sugar….

lirik lagu lainnya :

YANG LAGI NGE-TRENDS...

Loading...