lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu ilay anjeliko – mirado

Loading...

ilay anjeliko

manimanina azy aho izany
f’izy ilay nambabo fo
tsy miala ato an-doha
lasa lavitra ahy izy izay
ka niverina ato an-doha
endrika kanto tokoa

anihany, tsiky, sangisangy
no nameno ny fo
feno tsiky ny androko
fa dia tena kanto izy izay
bika tarehy ihany koa
tsara fanahy manao soa

[chorus]
dia ‘lay tiako, ‘lay niriako
‘lay tato am-poko hatrizay
dia lay foko no nitempo
ho ahy tsisy afa tsy izy ihany
no nataoko anjeliko
anilako hiambina ahy
nolazaiko, tantaraiko
fa izy lay sady tiako no tia ahy!

[vers 2]
navelako azy anie ny foko
navelako anjakany
f’izao azy irery ihany
foiko anao ny amiko manontolo
foiko avokoa r’ilay anjeliko

anihany, tsiky, sangisangy
no nameno ny fo
feno tsiky ny androko
fa dia tena kanto izy izay
bika tarehy ihany koa
tsara fanahy manao soa

[chorus]
dia ‘lay tiako, ‘lay niriako
‘lay tato am-poko hatrizay
dia lay foko no nitempo
ho ahy tsisy afa tsy izy ihany
no nataoko anjeliko
anilako hiambina ahy
nolazaiko, tantaraiko
fa izy lay sady tiako no tia ahy

[bridge]
alahelo sy tomany raha izao irery ihany
raha avelanao eto aho, fantatrao f’ijaly

chorus

lirik lagu lainnya :

YANG LAGI NGE-TRENDS...

Loading...